Asan'ny Apostoly 5:34 MG1865

34 Dia nitsangana teo amin'ny Synedriona ny Fariseo anankiray atao hoe Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay nalaza teo amin'ny olona rehetra, ary nasainy navoaka kely ireo olona ireo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 5

Jereo Asan'ny Apostoly 5:34 amin'ny teny manodidina.