Asan'ny Apostoly 6:1 MG1865

1 Ary tamin'izany andro izany, rehefa nihamaro ny isan'ny mpianatra, dia nimonomonona tamin'ny Hebreo ny Helenista, satria tsy mba enina tamin'ny fiantrana isan'andro ny mpitondratenany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 6

Jereo Asan'ny Apostoly 6:1 amin'ny teny manodidina.