Asan'ny Apostoly 6:3 MG1865

3 Koa amin'izany, ry rahalahy, mizahà fito lahy eo aminareo, izay tsara laza sady feno ny Fanahy sy fahendrena, mba hotendrenay hitandrina izany raharaha izany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 6

Jereo Asan'ny Apostoly 6:3 amin'ny teny manodidina.