Asan'ny Apostoly 6:7 MG1865

7 Dia nandroso ny tenin'Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan'ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 6

Jereo Asan'ny Apostoly 6:7 amin'ny teny manodidina.