Asan'ny Apostoly 7:13 MG1865

13 Ary tamin'ny fanindroany dia fantatr'izy mirahalahy avy Josefa, ary dia fantatr'i Farao koa ny havan'i Josefa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7

Jereo Asan'ny Apostoly 7:13 amin'ny teny manodidina.