Asan'ny Apostoly 7:19 MG1865

19 Ary izy nanao hafetsena tamin'ny razantsika, dia nampahory azy, ka dia samy nanary ny zanany vao teraka mba tsy ho velona izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7

Jereo Asan'ny Apostoly 7:19 amin'ny teny manodidina.