Asan'ny Apostoly 7:2 MG1865

2 fa hoy Stefana: Mihainoa, ry rahalahy sy ianareo ray: Andriamanitry ny voninahitra niseho tamin'i Abrahama razantsika, raha tany Mesopotamia izy, fony tsy mbola nonina tany Harana,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7

Jereo Asan'ny Apostoly 7:2 amin'ny teny manodidina.