Asan'ny Apostoly 7:58 MG1865

58 dia nandroaka azy ho eny ivelan'ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan'ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7

Jereo Asan'ny Apostoly 7:58 amin'ny teny manodidina.