Asan'ny Apostoly 8:13 MG1865

13 Ary Simona koa mba nino; ary rehefa natao batisa izy, dia nanaraka an'i Filipo. Ary talanjona izy, raha nahita ny famantarana sy ny asa lehibe izay natao.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 8

Jereo Asan'ny Apostoly 8:13 amin'ny teny manodidina.