Asan'ny Apostoly 8:27 MG1865

27 Dia nitsangana izy ka lasa nandeha; ary, indro, nisy lehilahy Etiopiana, tandapan'i Kandasy, mpanjakavavin'ny Etiopiana, sady mpitahiry ny hareny rehetra, ary tonga tany Jerosalema izy mba hivavaka;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 8

Jereo Asan'ny Apostoly 8:27 amin'ny teny manodidina.