Asan'ny Apostoly 8:34 MG1865

34 Ary ilay tandapa namaly an'i Filipo ka nanao hoe: Masona ianao, iza moa no lazain'ny mpaminany amin'izany? Ny tenany va, sa olon-kafa?

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 8

Jereo Asan'ny Apostoly 8:34 amin'ny teny manodidina.