Asan'ny Apostoly 9:11 MG1865

11 Ary hoy ny Tompo taminy: Mitsangàna, ka mandehana any amin'ny lalana atao hoe Imahitsy, ka izahao ao an-tranon'i Jodasy izay lehilahy atao hoe Saoly avy any Tarsosy; fa, indro, efa mivavaka izy;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 9

Jereo Asan'ny Apostoly 9:11 amin'ny teny manodidina.