Asan'ny Apostoly 9:21 MG1865

21 Ary talanjona izay rehetra nandre ka nanao hoe: Tsy ity va ilay nandringana izay niantso izany anarana izany tany Jerosalema? ary tongay koa izy mba hitondra azy mifatotra ho any amin'ny mpisoronabe.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 9

Jereo Asan'ny Apostoly 9:21 amin'ny teny manodidina.