Asan'ny Apostoly 9:3 MG1865

3 Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy;

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 9

Jereo Asan'ny Apostoly 9:3 amin'ny teny manodidina.