Asan'ny Apostoly 9:34 MG1865

34 Ary hoy Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy; mitsangàna, ka amboary ny fandrianao. Dia nitsangana niaraka tamin'izay izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 9

Jereo Asan'ny Apostoly 9:34 amin'ny teny manodidina.