Efesiana 1:19 MG1865

19 ary ny fihoaran'ny halehiben'ny heriny ho antsika izay mino, araka ny fiàsan'ny herin'ny faherezany,

Vakio ny toko manontolo Efesiana 1

Jereo Efesiana 1:19 amin'ny teny manodidina.