15 fa tao amin'ny nofony no nandravany ny fandrafiana, dia ny lalàna nisy didy natao hotandremana, mba hanakambanany antsika roa tonta ao amin'ny tenany ho olom-baovao iray, ka hanaovany fihavanana,
Vakio ny toko manontolo Efesiana 2
Jereo Efesiana 2:15 amin'ny teny manodidina.