Efesiana 4:14 MG1865

14 mba tsy ho zaza intsony isika, ka ahilangilana sy ampitambolimbolenin'ny rivotry ny fampianarana samy hafa rehetra amin'ny saim-petsy ataon'ny olona sy ny fihendreny hahatanteraka ny hevitry ny famitahana;

Vakio ny toko manontolo Efesiana 4

Jereo Efesiana 4:14 amin'ny teny manodidina.