Efesiana 4:28 MG1865

28 Aoka izay nangalatra tsy hangalatra intsony; fa aleo hikely aina ka hiasa izay tsara amin'ny tànany, mba hisy homeny izay tsy manana.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 4

Jereo Efesiana 4:28 amin'ny teny manodidina.