Efesiana 4:32 MG1865

32 ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 4

Jereo Efesiana 4:32 amin'ny teny manodidina.