Efesiana 4:8 MG1865

8 Koa izany no ilazany hoe: Raha niakatra ho any amin'ny avo Izy, dia nitondra olona maro ho babo Ka nanome fanomezana ho an'ny olona (Sal. 68. 18).

Vakio ny toko manontolo Efesiana 4

Jereo Efesiana 4:8 amin'ny teny manodidina.