Efesiana 5:28 MG1865

28 Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 5

Jereo Efesiana 5:28 amin'ny teny manodidina.