30 fa momba ny tenany isika.
31 Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24).
32 Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin'i Kristy sy ny fiangonana aho.
33 Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy.