Efesiana 6:16 MG1865

16 ary ho fanampin'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipìka mirehitra rehetra izay alefan'ilay ratsy.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 6

Jereo Efesiana 6:16 amin'ny teny manodidina.