Efesiana 6:18 MG1865

18 ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin'izany amin'ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an'ny olona masina rehetra,

Vakio ny toko manontolo Efesiana 6

Jereo Efesiana 6:18 amin'ny teny manodidina.