Efesiana 6:9 MG1865

9 Ary ianareo tompo, manaova toy izany aminy kosa, ka atsaharo ny fandrahonana, satria fantatrareo fa ny Tompony sady Tomponareo koa dia any an-danitra; ary tsy misy fizahan-tavan'olona aminy.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 6

Jereo Efesiana 6:9 amin'ny teny manodidina.