Filipiana 1:1 MG1865

1 Paoly sy Timoty, mpanompon'i Kristy Jesosy, mamangy ny olona masina rehetra ao amin'i Kristy Jesosy mbamin'ny mpitandrina sy ny diakona izay any Filipy;

Vakio ny toko manontolo Filipiana 1

Jereo Filipiana 1:1 amin'ny teny manodidina.