Filipiana 1:15 MG1865

15 Fialonana sy fifandirana aza no itorian'ny sasany an'i Kristy, ary fifaliana kosa ny an'ny sasany;

Vakio ny toko manontolo Filipiana 1

Jereo Filipiana 1:15 amin'ny teny manodidina.