Filipiana 1:27 MG1865

27 Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran'i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho tonga), fa maharitra amin'ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara,

Vakio ny toko manontolo Filipiana 1

Jereo Filipiana 1:27 amin'ny teny manodidina.