Filipiana 2:13 MG1865

13 Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo na ny fikasana na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony.

Vakio ny toko manontolo Filipiana 2

Jereo Filipiana 2:13 amin'ny teny manodidina.