Filipiana 3:13 MG1865

13 Ry rahalahy, tsy mbola ataoko fa efa nahazo ny tenako; fa zavatra iray loha no ataoko; manadino izay zavatra ao aoriana ka miezaka hanatratra izay zavatra eo aloha,

Vakio ny toko manontolo Filipiana 3

Jereo Filipiana 3:13 amin'ny teny manodidina.