Filipiana 4:18 MG1865

18 Fa manana ny zavatra rehetra aho sady manana amby ampy aza; feno aho, rehefa nandray tamin'i Epafrodito ilay zavatra nampitondrainareo, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra tian'Andriamanitra sady ankasitrahany.

Vakio ny toko manontolo Filipiana 4

Jereo Filipiana 4:18 amin'ny teny manodidina.