Galatiana 1:13 MG1865

13 Fa efa renareo ny toetro fahiny tamin'ny fivavahan'ny Jiosy, fa nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra efa izay tsy izy aho ka nandrava azy;

Vakio ny toko manontolo Galatiana 1

Jereo Galatiana 1:13 amin'ny teny manodidina.