Galatiana 1:17 MG1865

17 ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin'izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 1

Jereo Galatiana 1:17 amin'ny teny manodidina.