Galatiana 1:7 MG1865

7 izay tsy filazantsara akory, fa saingy misy ny sasany mampitabataba anareo ka ta-hamadika ny filazantsaran'i Kristy.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 1

Jereo Galatiana 1:7 amin'ny teny manodidina.