Galatiana 2:12 MG1865

12 Fa fony tsy mbola tonga ny sasany any tany amin'i Jakoba, dia niara-nihinana tamin'ny jentilisa ihany izy; fa nony tonga ireo, dia nihatakataka izy ka niala, satria natahotra ny momba ny famorana izy.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 2

Jereo Galatiana 2:12 amin'ny teny manodidina.