Galatiana 2:17 MG1865

17 Fa raha mitady hohamarinina ao amin'i Kristy isika, nefa ny tenantsika no hita fa mpanota, moa mpanompo ny ota va Kristy? Sanatria izany!

Vakio ny toko manontolo Galatiana 2

Jereo Galatiana 2:17 amin'ny teny manodidina.