Galatiana 2:21 MG1865

21 Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 2

Jereo Galatiana 2:21 amin'ny teny manodidina.