Galatiana 2:9 MG1865

9 ary nony fantatr'i Jakoba sy Kefasy ary Jaona, izay natao ho andry, ny fahasoavana nomena ahy, dia notolorany ny tanana ankavanan'ny fihavanana izaho sy Barnabasy, mba hankany amin'ny jentilisa izahay, fa izy kosa ho any amin'ny voafora.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 2

Jereo Galatiana 2:9 amin'ny teny manodidina.