Galatiana 3:14 MG1865

14 mba ho tonga amin'ny jentilisa ny fitahiana an'i Abrahama ao amin'i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin'ny finoana ny teny fikasana ny amin'ny Fanahy.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 3

Jereo Galatiana 3:14 amin'ny teny manodidina.