18 Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny teny fikasana intsony; nefa tamin'i Abrahama dia teny fikasana no nanomezan'Andriamanitra azy.
Vakio ny toko manontolo Galatiana 3
Jereo Galatiana 3:18 amin'ny teny manodidina.