Galatiana 3:5 MG1865

5 Ary Izay manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo, moa avy amin'ny asan'ny lalàna va izany, sa avy amin'ny fitoriana ny finoana?

Vakio ny toko manontolo Galatiana 3

Jereo Galatiana 3:5 amin'ny teny manodidina.