Galatiana 4:12 MG1865

12 Ry rahalahy, mangataka aminareo aho, aoka ho tonga tahaka ahy ianareo, fa izaho kosa mba efa tonga tahaka anareo. Tsy naninona ahy akory ianareo;

Vakio ny toko manontolo Galatiana 4

Jereo Galatiana 4:12 amin'ny teny manodidina.