Galatiana 4:14 MG1865

14 ary ny teo amin'ny nofoko izay tonga fakam-panahy anareo dia tsy mba nohamavoinareo na nolavinareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin'Andriamanitra ianareo, eny, dia tahaka an'i Kristy Jesosy aza.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 4

Jereo Galatiana 4:14 amin'ny teny manodidina.