Galatiana 5:11 MG1865

11 Fa izaho, ry rahalahy, raha mbola mitory ny famorana ihany, nahoana aho no mbola enjehina? Dia afaka tokoa ny fahatafintohinana noho ny hazo fijaliana.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 5

Jereo Galatiana 5:11 amin'ny teny manodidina.