Galatiana 5:13 MG1865

13 Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin'ny fitiavana.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 5

Jereo Galatiana 5:13 amin'ny teny manodidina.