Galatiana 5:21 MG1865

21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 5

Jereo Galatiana 5:21 amin'ny teny manodidina.