1 Ry rahalahy, raha misy olona azon'ny ota tsy nahy aza, dia atsanganonareo izay manana ny Fanahy amin'ny fahamorana izy, ka mihevera ny tenanao, fandrao ianao koa mba halaim-panahy ihany.
Vakio ny toko manontolo Galatiana 6
Jereo Galatiana 6:1 amin'ny teny manodidina.