Hebreo 1:12 MG1865

12 Ary toy ny lamba no hamalonanao azy, Dia toy ny fitafiana, ka hovana izy; Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra" (Sal 102.25-27).

Vakio ny toko manontolo Hebreo 1

Jereo Hebreo 1:12 amin'ny teny manodidina.