Hebreo 1:3 MG1865

3 Izy koa no famirapiratan'ny voninahiny sy endriky ny tenany indrindra ary mihazona ny zavatra rehetra amin'ny herin'ny teniny; ary rehefa nanao fanadiovana hahafaka ny fahotana Izy, dia nipetraka teo amin'ny tanana ankavanan'ny Lehibe any amin'ny avo

Vakio ny toko manontolo Hebreo 1

Jereo Hebreo 1:3 amin'ny teny manodidina.